Entry manoratra (soratra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly
¶ mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra?
¶ Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho
¶ Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [Rajemisa 1985]
Morphology 
manoratra
nanoratra
hanoratra
manorata

Updated on 2020/07/31