Entry manondrana (ondrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina [1.1]
 Mandefa entana any ivelan'ny firenena [1.13]
Explanations in English To put goods on board. [1.2]
Explanations in French Embarquer quelqu'un ou quelque chose [1.3]
 Exporter [1.13]
Examples Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy. [2.366]
Morphology 
Present : manondrana
Past : nanondrana
Future : hanondrana
Imperative : manondràna

Entry manondrana (ondrana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra
Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra [1.1]
Explanations in English To show foolishness, to act the fool [1.2]
Explanations in French être imbécile, faire le fou
Commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense [1.3]
Examples fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69]
Compound words 

Entry manondràna (ondrana)
Part of speech imperative of active verb manondrana [full list]

Entry manondràna (ondrana)
Part of speech imperative of active verb manondrana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Fais l'imbécile! [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/04/10