Entry | manohona (ohona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho Mamihina eo an-tratra: Manohona ny zanany Rasoa [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | manohòna (ohona) | ||||||||
Part of speech | imperative of passive verb manohona | ||||||||
Anagrams | mahanono, mahonona, manohona |
Updated on 2023/04/10 |