Entry manoha-dia
Elementary words manohatra ; dia
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mandrefy amin' ny dian-tongotra
Mitady hitovy na hifaninana amin' ny ambony, mitady hitovy amin' ny..., maninana [1.1]

Updated on 2023/06/05