Entry manjamaso (manja, maso)
Part of speech noun
Malagasy definition Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry manjamaso (manja, maso)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/04/04