Entry |
manjò
(zo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any Enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana:
mana-manjo [1.1]
|
Explanations in English | To befall, to happen to someone [1.7]
|
Explanations in French | Frapper (se dit d'un malheur) [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manjo |
Past : |
nanjo |
Future : |
hanjo |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manjo
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
mikendry
[1.78]
|
|