Entry manisika (sisika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery
Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io
Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io
Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1]
 Mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13]
Explanations in French Espacer, intercaler [1.13]
Examples Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto. [2.528]
Vocabulary 
Morphology 
Present : manisika
Past : nanisika
Future : hanisika
Imperative : manisiha
Compound words 

Entry manisika
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bezanozano] mividy [1.78]

Entry manisika
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanosy] mihantsy [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/10/27