Entry manintona (sintona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby
Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa
Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io [1.1]
Morphology 
Present : manintona
Past : nanintona
Future : hanintona
Imperative : manintòna
Synonyms manasintona
Proverbs 

Entry manintòna (sintona)
Part of speech imperative of active verb manintona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20