Entry manintona (sintona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby
¶ Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa
¶ Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io [Rajemisa 1985]
Morphology 
manintona
nanintona
hanintona
manintòna
Synonyms manasintona

Entry manint├▓na (sintona)
Part of speech imperative of active verb manintona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2013/04/04