Entry maningina (tsingina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [Rajemisa 1985]
 mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [SLP 1986]
French translation souder [SLP 1986]
Morphology 
maningina
naningina
haningina
maningìna

Entry maningìna (tsingina)
Part of speech imperative of active verb maningina [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31