Entry | 1 mangotsokotsoka |
Root | 2 hotsokotsoka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka |
Vocabulary |
5 Health |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mangotsoka |
Updated on 2023/01/20 |