Entry mangotsokotsoka (hotsokotsoka (hotsoka))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany
Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mangotsokotsoka
Past : nangotsokotsoka
Future : hangotsokotsoka
Synonyms mangotsoka

Updated on 2023/01/20