Entry mangetrika (hetrika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana
Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]
Morphology 
Present : mangetrika
Past : nangetrika
Future : hangetrika
Synonyms manetriketrika ~ mangetriketrika

Updated on 2023/01/20