|
|
|
|

Entry1  hetrika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
4 Hafanana tsy anerany
5 Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Synonyms  8 hetriketrika

Anagrams  9 hekitra, hetrika, 10 katrehy

Updated on 2026/02/22