Entry mangeokeoka (heokeoka (heoka))
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [Rajemisa 1985]
English translation to feel a tickling sensation in the throat. [Richardson 1885]
Morphology 
mangeokeoka
nangeokeoka
hangeokeoka
Synonyms mangeoka

Updated on 2020/07/31