Entry | mangeoka (heoka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | mangeokeoka | ||||||
Anagrams | mangeoka, mangoake |
Updated on 2023/01/05 |