|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangatsiaka
Root  2  hatsiaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina
Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe
Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay
Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy
Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] cold
6  [1.2] chilly, frigid.
Explanations in French  7  [1.8] froid
Examples  8  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
9  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Analogs  13  mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka, manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mangatsiaka

Entry (2/2)20  Mangatsiaka
Elementary words  21  mangatsiaka
Part of speech  22  name (toponym) [Full list]
Explanations in French  23  [1.11] petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony
Vocabulary  24  Geography: rivers, lakes

Anagrams  25  mangatsiaka, Mangatsiaka

Updated on 2024/08/29