Entry |
ngoly
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro. [1.1]
|
Explanations in English | Benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly
[1.2]
|
| Numb from cold or from a blow or from sitting still [1.7]
|
Explanations in French | Engourdi [1.3]
|
| Transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité [1.8]
|
Examples |
1 | Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy.
[2.470]
|
2 | Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava.
[2.643]
|
|
Derivatives |
|