Entry mangaroka (haroka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Mitovy hevitra: mamantatra ~ misafary ~ misaroro [1.1]
Explanations in English To tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [1.2]
Explanations in French Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Morphology 
Present : mangaroka
Past : nangaroka
Future : hangaroka
Imperative : mangarofa, mangaroha
Synonyms miharoka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20