Entry misaroro (saroro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
Manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny
Mitovy hevitra: mangaroka ~ misafary
Mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1]
Explanations in French Cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3]
Morphology 
Present : misaroro
Past : nisaroro
Future : hisaroro
Imperative : misaroroa
Other spellings 

Updated on 2023/01/20