Entry mangaika (gaika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako
¶ Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana
¶ Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Explanations in English to tie, to bind together, to grasp
¶ fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [Richardson 1885]
Morphology 
mangaika
nangaika
hangaika
mangeha
Other spellings 

Entry mangaika (haika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [Rakotosaona 1975]
 Miantso mba ho tonga, mamory [Rajemisa 1985]
Explanations in English  [Provincial] same as mihaika [Richardson 1885]
Morphology 
mangaika
nangaika
hangaika

Updated on 2020/07/31