Entry (1/2) | 1 manery |
Root | 2 tery |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka 5 Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany 6 Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana 7 Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady [1.1] |
Explanations in English |
8 to press, to compell [1.7] |
Explanations in French |
9 presser; forcer [1.8] |
Examples |
10 manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 Manery |
Part of speech | 16 name (toponym) |
Explanations in French |
17 tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin) [1.11] |
Vocabulary |
18 Geography: rivers, lakes |
Tables and plates |
19 Full list |
Anagrams | 20 Manery, manery, mareñy, Manery, manery, mareñy |
Updated on 2023/01/20 |