Entry terỳ
Part of speech adverb, past form [full list]
Malagasy definition Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny [Rajemisa 1985]
French translation passé de erý [Abinal 1888]

Entry terỳ
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy
¶ Teo no ho eo, indray mipy maso [Rajemisa 1985]
French translation subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup) [Abinal 1888]

Entry tery
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy
¶ Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity
¶ Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany
¶ Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa [Rajemisa 1985]
English translation pressed; distressed; narrow [Hallanger 1973]
French translation serré; étroit; exigu; en détresse [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry tery
Part of speech noun
Malagasy definition Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany
¶ Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono [Rajemisa 1985]

Entry tery
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] zozoro maina fanao trano [Rakotosaona 1975]
French translation  [Sihanaka] (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier. [Boiteau 1997]

Updated on 2020/07/31