|
|
|
|

Entry (1/3)1  manerona
Root  2  erona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay
Explanations in English  5  [1.7] to growl or roar at
Explanations in French  6  [1.8] gronder, rugir
Examples  7  Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word manerona

Entry (2/3)13  mañerona
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Sihanaka] manendy kafe, ets.

Entry (3/3)16  maneròna
Root  17  erona
Part of speech  18  imperative of active verb manerona [Full list]
Explanations in Malagasy  19  [1.1]

Anagrams  20  amorenan, anemoran, aneronam, anoneram, anorenam, maneròna, manerona, mañerona, manonera, manorena, menarano, namorena, nanemora, Ranomena, ranomena, rano mena

Updated on 2023/01/20