Entry manerona (erona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
Explanations in English To growl or roar at [1.7]
Explanations in French Gronder, rugir [1.8]
Examples Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona [2.472]
Morphology 
Present : manerona
Past : nanerona
Future : hanerona
Imperative : maneròna
Proverbs 

Entry mañerona
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Manendy kafe, ets. [1.78]

Entry maneròna (erona)
Part of speech imperative of active verb manerona [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20