| Entry | 1 manempontsempotra |
| Root | 2 sempotsempotra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Rivotra manempontsempotra nampihataka ahy taminy hatramin' ny fifampiarahabanay voalohany izany, ary inoako koa fa tsy miafina aminy ny fanalavirako ny ho eo anilany.
[2.5#39]
|
| Updated on 2026/02/26 |
|