Entry manely (ely)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy
Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho
Mitovy hevitra: mampiely. [1.1]
Morphology 
Present : manely
Past : nanely
Future : hanely
Imperative : maneleza
Compound words 
Ethnonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11