Entry | mandry an-driran' antsy | |
Elementary words | mandry ; andrirana ; antsy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [1.1] | |
Explanations in English | To be uneasy, to be in danger [1.7] | |
Explanations in French | Avoir des soucis, être inquiet [1.8] | |
Updated on 2023/10/24 |