Entry mandry an-driran' antsy
Elementary words mandry ; andrirana ; antsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [1.1]
Explanations in English To be uneasy, to be in danger [1.7]
Explanations in French Avoir des soucis, être inquiet [1.8]

Updated on 2023/10/24