|
|
|
|

Entry1  mandry fahalemana
Elementary words  2  mandry, fahalemana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] milamina tsy misy fikorontanana
Examples  5  Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1#406]
Synonyms  6  mandry feizay

Updated on 2023/02/11