|
|
|
|

Entry1  mandrora tay maina
Elementary words  2  mandrora, tsy, maina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary
Vocabulary  5  Health

Updated on 2023/05/22