Entry |
mandrora
(rora)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manipy rora Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy. [1.1]
|
Explanations in English | To spit, to spit something out [1.7]
|
Explanations in French | Cracher [1.8]
|
| Cracher Mépriser [1.5]
|
Examples | Paraky no tsy afaka am-bavany ary mandrora izany eny ambody hazo iankinany no mahavantana azy.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mandrora |
Past : |
nandrora |
Future : |
handrora |
Imperative : |
mandrorà |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mandrorà
(rora)
|
Part of speech | imperative of active verb mandrora
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|