Entry mandrombotra (rombotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misintona ka mandrovitra na mandrombina: Itỳ fantsika itỳ no nandrombotra ny lambanao. / Avy ilay alika dia nandrombotra ny akanjony [Rajemisa 1985]
Morphology 
mandrombotra
nandrombotra
handrombotra
mandrombota

Updated on 2010/05/14