Entry rombotra
Part of speech noun
Malagasy definition Rovitra, rombina na silaka; faharovitana na faharombinana noho ny fisintonana an-keriny: Misy rombotra ny akanjonao [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2020/07/31