Entry mandriona (riona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy
Mitovy hevitra: mibirioka ~ mihodivitra ~ mivily ~ miviona
Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1]
Morphology 
Present : mandriona
Past : nandriona
Future : handriona
Synonyms miriona

Anagrams 

Updated on 2023/01/20