Entry mandrevo (revo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1]
Explanations in English To bog down; to be deep and yielding, as mud [1.7]
Explanations in French S'enfoncer comme dans la boue [1.8]
Examples Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [2.472]
Morphology 
Present : mandrevo
Past : nandrevo
Future : handrevo
Compound words 

Entry Mandrevo (man-, revo)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -19.2666667, 47.4333333
-18.9666667, 46.9333333
-18.9666667, 46.75

Updated on 2023/09/25