Entry mandratra (ratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka, Tanala] Manimba [1.78]
 Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io vy maranitra io sao mandratra ny zanakao
Mampitondra alahelo: Nanao teny nandratra ny fony ianao
Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin' ny fitsarana io
Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy [1.1]
Explanations in English To hurt, to wound, to injure [1.2]
Explanations in French Blesser, meurtrir, déchirer, égratigner: Esory ireo hazo ireo, sao mandratra (Enlevez ces bois, de peur qu'ils ne blessent quelqu'un)
Gâter des fruits, déparer quelque chose
Figuré: exposer à un malheur: Tandremo fandrao mandratra anareo io ady io (Prenez garde que ce procès ne vous soit funeste) [1.3]
Morphology 
Present : mandratra
Past : nandratra
Future : handratra
Imperative : mandratrà
Derivatives 

Entry mandratrà (ratra)
Part of speech imperative of active verb mandratra [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2023/01/20