Entry mandrara (rara)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [1.1]
Explanations in English To forbid [1.7]
Explanations in French Défendre, interdire [1.8]
Examples 
1Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. [2.895]
2Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298]
3Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324]
Morphology 
Present : mandrara
Past : nandrara
Future : handrara
Imperative : mandrarà

Entry mandrarà (rara)
Part of speech imperative of active verb mandrara [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20