Entry mandraka (andraka)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
Explanations in English Up to, until (of time) [1.7]
Explanations in French Jusqu'à [1.3, 1.8]
Examples 
1Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
2Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
3Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : mandraka, mandra-, mandrak'
Synonyms andraka
Compound words 
Proverbs 

Entry mandràka (raka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
Explanations in English To grow lean. [1.2]

Entry Mandraka
Part of speech name (toponym) [full list]
Titles Quelques mots sur la forêt de la Mandraka

Anagrams 

Updated on 2023/06/04