Entry mandra- (andraka)
Part of speech morphological form of mandraka
Examples 
1Mandra-pihaona ange? [2.499]
2Mandra-pialan' ny faty tao an-trano. [2.472]
3Mandra-pahafatiny dia Malagasy no namany. [2.649]
4nifampitsiky sy nifanara-maso mandra-pidify izahay. [2.5]

Entry mandra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Tsotra, maotina [1.78]
  [Tanosy] Maotina [1.78]

Updated on 2020/07/31