Entry mandrafitra (rafitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manamboatra zavatra amin' ny hazo izay vankonina, ampiadina...; miasa hazo...: Tsy mbola mahay mandrafitra izy
¶ Manorina: Rakoto no nandrafitra ilay tetezana atsy atsimo atsy
¶ Manao, mamorona: Mahay mandrafitra lakana tsara ianao izany
¶ Mandahatra, mampiady: Mahay mandrafitra vato voapaika aoka izany izy [Rajemisa 1985]
English definition to do carpenter's, mason's, or bricklayer's work. Mostly used of carpenter's work. [Richardson 1885]
 to construct; to do carpenter work [Hallanger 1973]
French definition construire, ajuster le bois [Hallanger 1974]
Morphology 
mandrafitra
nandrafitra
handrafitra
mandrafèta
Quotes 

2012/05/15