Entry mandòna (dona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano [Rajemisa 1985]
Explanations in English to soak [Hallanger 1973]
Explanations in French tremper [Hallanger 1974]
Morphology 
mandòna
nandòna
handòna
mandoma

Entry mandòna (dona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] manomboka [Rakotosaona 1975]
 Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho
¶ Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io
¶ Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [Rajemisa 1985]
Explanations in English to knock, to strike [Hallanger 1973]
Explanations in French frapper, battre, heurter [Hallanger 1974]
Morphology 
mandòna
nandòna
handòna
mandonà
Compound words, titles, names 

Entry mandonà (dona)
Part of speech imperative of active verb mandòna [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31