Entry mandom-baravarana (dona, varavarana)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ireo mpamaky volana tanin' ny famonoam-boalavo (fa nenjehana ny mpamosavy izay mandona ny varavaran' ny olona ho fampitahorana) [Rajemisa 1985]
Analogues  mandondom-baravarana
Quotes 

Updated on 2012/05/10