Entry mandom-baravarana
Elementary words mandòna ; varavarana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo mpamaky volana tanin' ny famonoam-boalavo (fa nenjehana ny mpamosavy izay mandona ny varavaran' ny olona ho fampitahorana) [1.1]
Analogs  mandondom-baravarana
Proverbs 

Updated on 2023/09/25