Entry mandiso (diso)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban' ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko
¶ Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana-tanteraka (fanantenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany [Rajemisa 1985]
Explanations in English to err, to transgress, to offend, to miss, to cause to err, to lead into error [Richardson 1885]
 to deceive, to mislead; to make something wrong [Hallanger 1973]
Explanations in French tromper; induire en erreur [Hallanger 1974]
Morphology 
mandiso
nandiso
handiso
mandisoa
Examples Ny hazakazaky ny sambo atosiky ny rivo-mahery mandiso ny fanombatombanana rehetra. [Andriamalala: Ranomasina, page 71]

Updated on 2020/07/31