Entry mandambana (lambana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao ampehezana [1.1]
Morphology 
Present : mandambana
Past : nandambana
Future : handambana
Imperative : mandam na

Entry mandambana (lambana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza
Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay [1.1]
Explanations in English  [Provincial] To spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc [1.2]
Morphology 
Present : mandambana
Past : nandambana
Future : handambana
Imperative : mandam na

Entry mandambana (lambana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha [1.1]
Morphology 
Present : mandambana
Past : nandambana
Future : handambana
Imperative : mandam na

Entry mandambana (lambana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy [1.1]
Morphology 
Present : mandambana
Past : nandambana
Future : handambana
Imperative : mandam na

Entry mandambàna (lambana)
Part of speech imperative of active verb mandambana [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Updated on 2020/07/31