|
|
|
|

Entry (1/2)1  manavotra
Root  2  avotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
5  Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha
6  Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1]
Explanations in English  7  to redeem, to ransom [1.2, 1.7]
Explanations in French  8  racheter, rançonner; sauver [1.8]
Examples  9  manavotra ny mpikambana koa izahay. [2.445#]
10  manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word manavotra

Entry (2/2)17  manavotra
Root  18  avotra
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [Tambahoaka, Tanala] [1.78]
21  mamindra, manetsa [Bezanozano] [1.78]
Explanations in English  22  To root up, to pluck up, to eradicate [1.2]
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :

Updated on 2023/08/11