Entry avotra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka, Tanala] fanongotana [Rakotosaona 1972]
 Famonjena
¶ Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza
¶ Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany
¶ Fanongotana ny ketsa hafindra [Rajemisa 1985]
English definition ransom, redemption [Richardson 1885]
 price; means of effecting a ransom [Richardson 1885]
French definition rachat, rédemption, rançon [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 achat d'esclaves, prix, secours [Abinal 1888]
Examples Avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [Andraina: Mitaraina, page 118]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry avotra
Part of speech noun
English definition See ombotra, ongotra [Richardson 1885]
French definition arrachement, extirpation [Abinal 1888]
Derivations 

2015/03/03