Entry manatsaka (hatsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
Mitovy hevitra: mamarana ~ mampitovy tantana ~ manaratsaka [1.1]
 Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. [Vocabulary: Economy: printing, drawing]
Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
Explanations in English To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
Explanations in French Façonner
Entailler [1.13]
Morphology 
Present : manatsaka
Past : nanatsaka
Future : hanatsaka
Imperative : manatsaha

Entry manatsaka (tsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
Morphology 
Present : manatsaka
Past : nanatsaka
Future : hanatsaka
Imperative : manatsakà

Entry manatsakà (tsaka)
Part of speech imperative of active verb manatsaka [full list]

Updated on 2023/01/20