Entry manatsaho (tsaho)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana [Rajemisa 1985]
Morphology 
manatsaho
nanatsaho
hanatsaho

Updated on 2020/07/31